Alahady fahadimy amin'ny Karemy, nentanin'ny ELVIR sy vavaka niraisam-pinoana ho an'ny Tanindrazana ny tolakandro

 

Nitarika ny sorona masina i mompera Narindra ary nanentana ny litorjia ny ELVIR.
Ny tolakandro kosa dia nisy ny fotoam-bavaka iraisam-pinoana teo amin'ny sehatry ny FFKM Roma, nentina nahatsiarovana ny Tolon'ireo Mahery Fo tamin'ny 29 martsa 1947. 

Misaotra ny rehetra tamin'ny nahatontosana iny alahadim-bavaka iny.