Paka 2023

 

Velona i Kristy, resiny tokoa ny fahafatesana. Ho herintsika hatrany ny fandresen'i Kristy ka hanampy antsika hamakivaky hatrany ny làlam-pinoantsika ary tsy hampihemotra antsika eny fa na dia amin'ny sarotra aza.