Fanamasinana ho diakra an'i fr. Simon Rabemaharavo, sj

 

Tam-pifaliana tokoa no nanotronana an'i fr Simon tamin'izao dingana iray vitany izao dia ny fanamasinana azy ho diakra.
Miarahaba azy ary rary soa betsaka mba hahavanona vokatra maro ao anaty SahaNy ao.