Fifampizarana momba ny fisehoana tany Lourdes, mialoha ny Fivahiniana Masina ho ataontsika any

 

Isaky ny alahady dia mitondra fampianarana sy fifampizaràna kely ho antsika i Fr. Désiré, montfortain, ka tamin'ny 23 aprily lasa teo dia momba ny fisehoan'i Masina Maria tamin'i masimbavy Bernadety tany Lourdes no noresahany, mialoha ny Fivahiniana masina izay ho ataontsika any amin'ny faran'ny volana aprily izao.
Mankasitraka hatrany an'i frera Dezy isika amin'izay rehetra zaraina amintsika Ankohonana ho fanamafisana ny Finoantsika.