Inviato da hanitra il Ven, 04/07/2023 - 23:20 Nampianatra antsika ny tena Fitiavana i Kristy, ary ny ainy no ohatra nanehoany ny tena FARA-FITIAVANY antsika. "Tanteraka ny zavatra rehetra." Miandry am-pitokiana ny fandreseny ny Fasana isika.