Zoma Masina 2023

 

Nampianatra antsika ny tena Fitiavana i Kristy, ary ny ainy no ohatra nanehoany ny tena FARA-FITIAVANY antsika.
"Tanteraka ny zavatra rehetra." Miandry am-pitokiana ny fandreseny ny Fasana isika.