Sabotsy Masina 2023

 

Nandresy ny Tompontsika, Aleloia! Miarahaba antsika rehetra nahatratra izao alin'ny Paka izao.
Nahafinaritra hatrany ny fankalazana ary  samy nandray anjara ny rehetra.