Tahirintsary

Fanamarihana

Ireo tahirintsarintsika milahatra ato dia ireo izay mandrakitra ny fiainan'ny Ankohonana nanomboka tamin'ny volana oktobra 2022.
Ireo sary tamin'ny nanombohan'ny fijoroan'ny Ankohonana ka hatramin'io fotoana io kosa dia voatahiry any amin'ny vohikalan'ny Malagasy eto Italia.

Tsindrio eto : Tahirintsarin'ny Malagasy eto Italia

 

 

Alahady 19 mey, alahadin'ny Pantekôty nentanin'ny M.D.M.K
Fanolorantena mandrakizay nataon'izy telo mirahavavy ao amin'ny Fikambanana SOM
Alahady 12 mey, alahady fahafito amin'ny Paka, nentanin'ny Fiombonan'ny Pretra sy Relijiozy
Alahady 5 mey, alahady fahaenina amin'ny Paka nentanin'ny Ekipa Solida
Alahady 28 aprily, alahady faha-dimy amin'ny Paka nentanin'ny ELVIR
Alahady 21 aprily, alahady faha-efatra amin'ny Paka nentanin'ny MDMK
Alahady 14 aprily, alahady fahatelo amin'ny Paka nentanin'ny Fiombonan'ny Relijiozy
Alahady 7 aprily, alahady faharoa amin'ny Paka nentanin'ny Ekipa Solida
Alatsinain'ny Paka teny Laurentina
Alahady 31 martsa, alahadin'ny Paka nentanin'ny Fraternità Malgascia
Sabotsy Masina 2024
Zoma Masina 2024
Alakamisy masina 2024
Fotoam-bavaka iraisam-pinoana ho fahatsiarovana ny 29 mars 1947
Alahady 24 martsa, fankalazana ny Sampankazo nentanin'ny ELVIR
Alahady 17 martsa, alahady faha-dimy amin'ny karemy nentanin'ny MDMK
Alahady 10 martsa, fiatahana masina teny amin'ny fikambanan-dry masera SIM
Alahady 3 martsa, alahady fahatelon'ny Karemy nentanin'ny Ekipa Solida
Alahady 25 febroary, alahady faharoan'ny Karemy nentanin'ny ELVIR
Alahady 18 febroary, alahady voalohan'ny karemy nentanin'ny MDMK