Alahady 21 desambra, alahady faha-3 amin'ny Fiaviana nentanin'ny Ekipa Solida
Inviato da rondro il Dom, 12/21/2025 - 16:34
Niara-nanolotra ny Sorona Masina tamin'i aumônier ryi mompera Fulgence, Rémi, Abel ary Joslin sady nitendry ny vatamaroafitsoka. Ny Ekipa Solida no nanomana sy nanentana ny litorjia.