Inviato da rondro il Dom, 01/04/2026 - 22:26 I aumônier no nitarika ny Sorona Masina izay nankalazana ny Epifania. Ry mompera Germain, Toky, Barnabé, Eugène ary Joslin no niaraka nanolotra izany taminy. Ny ELVIR no nanomana sy nanentana ny litorjia.