Alahady 30 novambra, alahady voalohany amin'ny Fiavian'ny Tompo nentanin'ny Fraternità Malgascia

 

I aumônier no nitarika ny Sorona Masina, ary niara-nanolotra izany taminy i mompera Joslin izay sady nitendry ny vatamarofitsaka sy i mompera Fulgence. Ny fikambanana Fraternità Malgascia no nanomana sy nanentana ny litorjia.