Voady farany hataon-dry masera Félicité sy Adeline

Faly manasa antsika hiombom-bavaka  i Masera Félicité sy Adeline, ao amin'ny Fikambanan-dry Masera Hospitalières de la Miséricorde, amin'ny Voady mandrakizay hotonon'izy ireo amin'ny alahady 2 jolay 2023 amin'ny 4 ora tolakandro, araka ny voalaza amin'ny taratasy fanasana etsy ambany :