Alahady 8 febroary, alahady faha-5 mandavantaona nentanin'ny Fiombonan'ny Pretra sy Relijiozy

I mompera Nambinina no nitarika ny Sorona Masina. Nanotrona azy ry mompera Toky, Rémi, José, Germain ary i aumônier. Ny Fiombonan'ny Pretra sy Relijiozy kosa no nanomana sy nanentana ny  litorjia.