Alahady 9 novambra, fankalazana ny nitokanana ny Bazilika ao Latran
Inviato da rondro il Dom, 11/09/2025 - 18:34
I mgr Fidelis no nitarika ny Sorona Masina notronin-dr'i mompera Fulgence, Toky, Avel, Eugène, Joslin sady nitendry ny vatamaroafitsoka, ary i aumônier. Ny Fiombonan'ny Pretra sy Relijiozy no nanomana sy nanentana ny litorjia.