Alahady 16 novambra, alahadim-bokatry ny Ankohonana amin'ity taona 2025 ity

 

Notarihan'i aumônier ny Sorona Masina. Nanotrona azy ny pretrantsika vitsivitsy. Ny MDMK no nanomana sy nanentana ny litorjia.

Dia tolorana fankasitrahana eto isika rehetra nanao zay hahatomombana ity alahadim-bokatra ity, tamin'ireo solombokatra sy ny vokatra nentinareo sy nojifainareo, mba entintsika hanatevenana ny kitampo-bolan'ny Ankohonana.