Notarihan'i aumônier ny Sorona Masina. Nanotrona azy ny pretrantsika vitsivitsy. Ny MDMK no nanomana sy nanentana ny litorjia.
Dia tolorana fankasitrahana eto isika rehetra nanao zay hahatomombana ity alahadim-bokatra ity, tamin'ireo solombokatra sy ny vokatra nentinareo sy nojifainareo, mba entintsika hanatevenana ny kitampo-bolan'ny Ankohonana.






















