Alahady 14 desambra, alahady faha-4 mandavantaona nentanin'ny Fiombonan'ny Pretra sy Relijiozy

 

Sorona Masina notarihin'i  mompera Jean-Chris ary notronin-'dri mompera Rémi, Eugène, Augustin ary aumônier. Ny Fiombonan'ny Pretra sy Relijiozy no nanomana sy nanentana ny litorjia.