Alahady 18 janoary, alahady faha-2 mandavantaona nentanin'ny Zanaky ny Diosezin'Ambanja
Inviato da rondro il Lun, 01/19/2026 - 22:35
Niarahan'i mompera Toky sy ireo rahalahiny 6 ao amin'ny Fikambanan'i Jesoa ny Sorona Masina. Ny Zanaky ny Diosezin'Ambanja no nanomana sy nanentana ny litorjia.