Alahady 2 novambra, alahady faha-30 mandavan-taona nentanin'ny Ekipa Solida

 

I mompera Jocelyn, provinsialin'ny Fikambanan'i Jesoa any Madagasikara, no nitarika ny Sorona Masina ary notronin'ireo rahalahiny mpiray fikambanana aminy. Ny Ekipa Solida no nanomana sy nanentana ny litorjia.

Taorian'izay dia nisy ny fiondrehana teo amin'ny fasan'i mompera Paul Louis teny Verano.