Fisaorana amin'ny fanotronantsika an'i Mgr Jean de Dieu avy nandray ny Pallium

 

Notontosaina ny 29 jiona 2023 ny fandraisan'ny Arseveka Jean de Dieu Raoelison ny Pallium. Niombona taminy isika teto Roma ary nanotrona azy tamin'io andro io.

Eto dia maneho ny fisaorana antsika rehetra tamin'izany fihetsika manambara fitiavana nasehontsika taminy izany. Fihetsika anehoantsika ihany koa fa tiantsika ny Fiangonana. Ny sary rehetra tamin'io andro io dia azontsika jerena ato amin'ny tahirin-tsarin'ny site.

P. Pascal sj