Tahirintsary

Ireo sary rehetra talohan'ny 2022 dia azonao jerena ao amin'ny site malagasy.it jereo ato


Alahady 3 septambra, alahady faha-22 mandavantaona nentanin'ny vondrona Saint Augustin
Alahady 30 jolay, famaranana ny taona pastoraly 2022/2023 nentanin'ny Fraternità Malgascia
Alahady 23 jolay, alahady faha-16 mandavantaona nentanin'ny ELVIR
Alahady 16 jolay, alahady faha-15 mandavantaona nentanin'ny MDMK
Fanolorantena mandrakizay nataon'i masera Adeline sy Félicité, SOM
Alahady 2 jolay, alahady faha-13 mandavantaona nentanin'ny Vondrona Saint Augustin
Nandraisan'i mgr Jean de Dieu Raoelison ny Pallium tao amin'ny bazilikan'i Md Piera
Fanamasinana ho diakra an'i Fr Gaëtan sy Olivier, SdB
Alahady 18 jona, alahady faha-11 mandavantaona nentanin'ny MDMK
Alahady 11 jona, alahady manaraka ny Trinite Masina, nentanin'ny Fiombonan'ny Pretra sy Relijiozy
Alahady 4 jona, alahady manaraka ny Pantekôty nentanin'ny Vondrona Saint Augustin
Alahadin'ny Pantekoty nentanin'ny ELVIR
Fanohanana ny asa fikarohana ho an'ny Doctorat nataon'i mompera Hasimanana
Alahady 21 mey, alahady fahafito amin'ny Paka nentanin'ny M.D.M.K
Fankalazana ny fahadimampolo taonan'i mompera Alain sy masera Julie
Alahady 14 mey, alahady fahaenina amin'ny Paka nentanin'ny relijiozy
Alahady 7 mey, alahady fahadimy anatin'ny Paka
Diarin'ny Fivahiniana Masina tany Lourdes - Tapany faharoa
Diarin'ny Fivahiniana Masina tany Lourdes - Tapany voalohany
Fifampizarana momba ny fisehoana tany Lourdes, mialoha ny Fivahiniana Masina ho ataontsika any