Alatsinainy 25 desambra, fankalazana ny Nahaterahan'ny Mpamonjy

 

I aumônier no nitarika ny Sorona Masina ary nanotrona azy ry mompera Faly, Abel ary Etienne.