Alahady 5 novambra nanotronana an'i Manuele nandray ny Sakramentan'ny Batemy teny Orte

 

Nandeha tany Orte ny Ankohonana Rasoamanarivo tamin'ny alahady 5 novambra 2023 teo, nivoaka sady namonjy ny batemin-janak'i Mr Rado sy Mme Caroline.

Nifarimbonana ny litorjia ary Mr Hervé no nitendry. Mompera Pascal no nitarika ny Sorona Masina niaraka tamin'i mompera Maslov, pretran'ny paroasy nanaovana ny Batemy

Na dia oram-be aza teo am-piaingana avy tatý Roma ny alahady maraina dia nitsahatra tsy ela izany ary tsara, tsy nisy orana, ny andro mandra-piverin'ny rehetra teto Roma. Deo gratias !

P. Pascal, sj.

 

(MIANDRY SARY)