Alahady 22 oktobra, alahady faha-29 mandavantaona nentanin'ny ELVIR

 

I mompera Barnabé no nitarika ny Sorona Masina, ary natolony niaraka tamin'i mompera Nicolas sy i aumônier. Ny ELVIR no nanomana sy nanentana ny litorjia.