“Misy zaza teraka ho antsika…”
Miarahaba antsika amin’izao fankalazantsika ny fahaterahan’ny Messia izao. Ny fandraisana an’i Jesoa zazakely ao anaty tranonomby sy ao anatin’ny fontsika anie hahatsapantsika ny fitiavana sy ny halalin’ny misterin’ny fanavotana antsika olombelona. Ary dia mirary soa avy hatrany koa mba samy ho tratry ny taona vaovao 2025 hamakivakiantsika ireo fotoan-Jôbily samihafa ato amin’ny Fiangonana.
P. Pascal, sj