Alahady 24 desambra, alahady faha-4 amin'ny Fiaviana nentanin'ny ELVIR

 

I mompera Faly no nanolotra ny Sorona Masina ary ny ELVIR no nanomana sy nanentana ny litorjia.