Inviato da hanitra il Mer, 11/29/2023 - 12:21 I aumônier no nitarika ny Sorona Masina, notronin'i mompera Faly. Ny ELVIR kosa no nanomana sy nanentana. Famaranana ny taona pastoraly rahateo io alahady ka nisy ny fiaraha-miala hetaheta kely toy ny mahazatra ny Ankohonana taorian'ny lamesa.