Alahady fahatelo amin'ny Paka nentanin'ny ELVIR

Sorona Masina notarihin'i mompera Narindra niaraka tamin'i mompera Barnabé sy i aumônier. Ny ELVIR no nanomana sy nanentana ny litorjia. Nisy ny fiarahana miala  hetaheta fanao isam-bolana taorian'izany.