Fanohanana ny asa fikarohana ho an'ny Doctorat nataon'i mompera Hasimanana

Vita soa aman-tsara ny talata 23 teo ny "Thèse de doctorat"- sampana Filôzôfianataon'i Mompera Hasimanana ka mankasitraka antsika rehetra nanohana sy nitondra am.bavaka azy,.

Miarahaba azy nahatafita ity dingana ity ary mirary soa amin'ny adidy rehetra ho ankinina aminy manomboka eto indray.