Alahady 4 jona, alahady manaraka ny Pantekôty nentanin'ny Vondrona Saint Augustin
Inviato da rondro il Dom, 06/04/2023 - 20:56
I mompera Jocelyn no nitarika ny Sorona Masina. Nanotrona azy ry mompera Barnabé, Joslin ary i aumônier. Ny vondrona Saint Augustin no nanomana sy nanentana ny litorjia.