Alahady 4 jona, alahady manaraka ny Pantekôty nentanin'ny Vondrona Saint Augustin
Nampidirin'i rondro ny Sun, 04/06/2023 - 20:56
I mompera Jocelyn no nitarika ny Sorona Masina. Nanotrona azy ry mompera Barnabé, Joslin ary i aumônier. Ny vondrona Saint Augustin no nanomana sy nanentana ny litorjia.