Alahady 5 aprily, alahadin'ny Paka nentanin'ny Zanaky ny Diosezin'Ambanja

 

I aumônier no nitarika ny Sorona Masina izay niarahany nanolotra tamin'ireo pretra maromaro eto Roma sy ny manodidina. Ny Zanaky ny Diosezin'Ambanja no nanomana sy nanentana ny litorjia.

Ity andron'ny Paka ity koa no nandraisan'ny Ankohonana an'i Elsie sy Hamish ho zanaky ny Eglizy tamin'ny alalan'ny Sakramentan'ny Batemy.