Nankalaza ny faha-zato taona niasany sy nitoriany tany Madagasikara ny Fianakaviamben'ny trinitera lahy sy vavy ny alakamisy 4 jona tao amin'ny bazilikan'i San Crisogono eto Roma. I kardinaly Luis Antonio Tagle no nitarika ny Sorona Masina notronin'ireo pretra marobe.
Gloria Tibis Trinitas Et Captivis Libertas !
























































































































































































































































































