Alahady 22 martsa, alahady faha-5 amin'ny karemy nentanin'ny ELVIR

 

I mompera Mparany, izay mandalo eto Roma, no nitarika ny Sorona Masina ka niarahany nanolotra tamin'ireo rahalahiny vitsivitsy eto Roma sy  ny manodidina. Ny ELVIR no nanomana sy nanentana ny litorjia.