Nampidirin'i rondro ny Sun, 22/03/2026 - 20:02 I mompera Mparany, izay mandalo eto Roma, no nitarika ny Sorona Masina ka niarahany nanolotra tamin'ireo rahalahiny vitsivitsy eto Roma sy ny manodidina. Ny ELVIR no nanomana sy nanentana ny litorjia.