Alahady 3 mey, alahady faha-5 fankalazana ny Paka nentanin'ny ELVIR
Inviato da rondro il Mer, 05/06/2026 - 19:25
I mompera Rémi no nanolotra ny Sorona Masina niaraka tamin'i mompera Daudet, mompera Barnabé ary i aumônier. Ny ELVIR no nanomana sy nanentana ny litorjia.