Alahady 13 septambra, alahady faha-24 mandavantaona nentanin'ny Ekipa Solida
Inviato da rondro il Mar, 09/15/2026 - 18:41
Notarihan'i aumônier ny Sorona Masina ny alahady 13 septambra teo ary pretrantsika dimy mirahalahy no nanolotra izany niaraka taminy. Ny Ekipa Solida no nanomana sy nanentana ny litorjia.