Alahady 21 jona, alahady faha-12 mandavan-taona nentanin'ny ELVIR

 

I mompera Kennedy no nitarika ny Sorona Masina ary nanotrona azy ry mompera Eugèe, Augustin, Jean Chris, Fulgence ary i aumônier. Ny ELVIR no nanomana sy nanentana ny litorjia.