Nampidirin'i rondro ny Tal, 23/06/2026 - 23:45 I mompera Kennedy no nitarika ny Sorona Masina ary nanotrona azy ry mompera Eugèe, Augustin, Jean Chris, Fulgence ary i aumônier. Ny ELVIR no nanomana sy nanentana ny litorjia.