Fanamasinana ho diakra an'i Fr Amédé Christopha Tolala, SDB

 

Miarahaba indrindra an'i Fr. Amédé Christopha Tolala tamin'izao nanamasinana azy ho diakra izao, io tolakandron'ny anio 27 jona io, ary mirary soa azy hahavita be hatrany amin'ny asa miandry ao anaty Saha ao.

Misaotra ireo rehetra tonga nanotrona azy teny amin'ny parrocchia Santa Maria della Speranza sy ireo izay nitondra azy am-bavaka.