Fanolorantena mandrakizay nataon'izy sivy mirahalahy trinitera.

 

Feno fifaliana indray ny Ankohonana omaly 2 mey 2013 teo am-panotronana azy 9 mirahalahy trinitera nanao ny Fanolorantenany mandrakizay tao amin'ny bazilikan'i San Crisogono eto Roma. Mirary soa hatrany, mankahery indrindra indrindra fa tsy mora ny manara-dia Azy.

 

Ny sarintsika omaly miampy horonana fohifohy dia efa ATO avokoa