Fanamasinana ho diakra ireo frera trinitera

 

Hatao any Teramo amin'ny alahady 9 jiona 2013 amin'ny 11 ora antoandro ny fanamasinana ho diakra ireo frerantsika trinitera 9 mirahalahy avy nanao ny Fanolorantena mandrakizay tamin'ny herinandro lasa teo iny, koa manasa ny rehetra hiombom-bavaka sy hanotrona azy ireo amin'izany.