I mompera Faly no nitarika ny Sorona Masina niaraka tamin’ireo pretra maro tonga tao. Mompera Massimo Nevola kosa no nizara ny tenin’Andriamanitra tamin’ny alalan’ny toriteny. Ny ELVIR no nanomana sy nanentana ny litorjia.
Tamin’io sorona masina io no nandraisan’i Luce ny Sakramentan’ny batemy ka iarahabantsika azy telo mianaka amin'izao fahasoavan-dehibe izao.



























