Antsam-panahy atolotry ny Antoko mpihiran'ny Ankohonana

Il Coro Cattolico Malgascio Victoire Rasoamanarivo

per contribuire allo sviluppo della Cappellania Cattolica Malgascia a Roma
è lieto di invitarvi  al suo

Concerto di canti spirituali seguito da un rinfresco

La domenica di Palma 13 aprile 2014
alle ore 14.30
.
presso l’Istituto Sacro Cuore, Via di Val Tellina 97, Roma.

Ad accompagnarlo ci saranno anche il Gruppo KA.ME.MA (Kanto sy Mevan'i Madagasikara) e il Coro della comunità Protestante Malgascia.

Quota di partecipazione : 5 Euro

Vi ringraziamo in anticipo per il vostro supporto .

 -------------

 

Handraisany anjara amin'ny fanohanana ny Ankohonana Katolika Victoire Rasoamanarivo eto Roma amin'ny adidy maro izay iantsorohany, ny Antoko Mpihira ao amin'ny Ankohonana dia faly manasa antsika hanatrika ny Antsam-panahy arahin-tsakitsaky izay ataony ny alahadin'ny sampakazo 13 aprily 2014 izao amin'ny 2 ora sy sasany tolakandro.
Ny toerana dia ao amin'ny Istituto Sacro Cuore, Via di Val Tellina 97, Roma.

Hanotrona azy amin'izany ny tarika KA.ME.MA (Kanto sy Mevan'i Madagasikara) sy ny Antoko Mpihira avy ao amin'ny Fiangonana Protestanta.

Ny tolotra fandraisana anjara dia noferana ho 5 Euros ho an'ny rehetra.
Ny tapakila dia efa azontsika alaina amin'ireo mpikambana ao amin'ny antoko mpihira manomboka amin'ny alahady 23 marsa izao.

Misaotra antsika ary maniry ny fanohanantsika fa ny adidy tsy an'olon-dratsy ary ny soa atao levenam-bola, indrindra fa ho an'ny asan'Andriamanitra.

Fanazavana fanampiny:
Rick (jeanrickravelo@gmail.com)
Hery (hery@serasera.org)