Fanaovam-beloma farany an'i mompera Gaston Ramanamisata.

 

Tontosa soa aman-tsara ny Lamesa fanaovam-beloma farany teto Roma an'i Mompera RAMANAMISATA Gaston. Ny Mompera Jeneralin'ny PP Saletains no nitarika izany, ary dia nisaotra ny rehetra izy. Rahampitso larobia maraina no hanainga ho any Dago ny razana. 

Mbola mankahery sy misaotra anareo Fianakaviamben'ny Saletains, ry P. Gervais ! Nanana olo-tia namana sy vavolombelona ary be fanetren-tena ho ohatra alaintsika fiangonana tahaka. Aza misosoka alahelo intsony ary dia ny hafaliana indray no hampiombona antsika.

Mandria am-piadanana ianao, P. Gaston.

 

Ny Ankohonana Victoire Rasoamanarivo eto Roma

Misaotra ny mpaka sary koa, Rondro a !

 

______________

Ato ny sary : Fanaovam-beloma an'i P. Gaston.