Fanamasinana ho diakra an'i Fr Blaise.

 

Ny Fikambanana Vokasionista
(Pères Vocationnistes), misaotra an’Andriamanitra noho ireo voaantso :

 

Fr Andrianony Edson Blaise (Madagascar)

Fr  De Filipe Daniel Cardona (Colombia)

Fr Ukwenya John Monday (Nigeria)

 

ary faly
manasa anareo hiaraka hanolotra ny Sorona Masina hanamasinana azy ireo ho Diakra

ao
amin’ny eglizin’i San Gabriele Arcangelo, Viale Cortina d’Ampezzo 144, Roma, ny zoma 27 jiona 2014 amin’ny 6 ora hariva izay ho tarihin’ i SE Mgr Paolo Salvadagi, Eveka mpanampy eto amin'ny Diosezin'i Roma.

 

Misaotra amin'ny fitondrana izany am-bavaka, mankasitraka ny fanotronanareo eto an-toerana amin'io fotoana io.