Fanamasinana ho diakra an'i Fr Blaise, sdv.

 

Tanatin'ny fotoana fankalazana ny Fo Masin'i Jesoa no nanamasinana ihany koa an'i Fr Blaise, vokasionista, ho diakra androany 27 jiona 2014. Atolotra azy ny fiarahabana sy ny firariantsoa mba hahazoany tanjaka sy hery ary fahasoavana hatrany eo am-panompoana ny Eglizin'ny Tompo.

 

 

Ny sary sy horonantsary fahatsiarovana dia voatahiry ato avokoa : Diakra Blaise.