Fanamasinana ho diakra an'i Frera Faly, karma

 

Amin-kafaliana no hanasana antsika rehetra amin'ny FANAMASINANA ho DIAKRA an'i

Fr. Rafalimanana Aina (Faly) mirahalahy avy, ao amin'ny Fianakaviamben'ny karma,
ny Sabotsy 09 Marsa 2013 ho avy izao, amin'ny 04 ora tolakandro (16h00')
ao amin'ny "BASILICA San PANCRAZIO", via di San Pancrazio 5A, Roma.

Ny Sorona Masina dia hotarihin'i Mgr. RAHARILAMBONIAINA Fabien (Evekan'i Morondava - MADAGASCAR).

Misaotra sahady amin'ny fanotronona, misaotra amin'ny fitondrana am-bavaka.