Soutenance de thèse nataon'i P. Jean Claude, OSST

 

Ny sary fahatsiarovana dia voarakitra ATO.

 

Am-pifaliana foana no ifanotronona ka mankasitraka antsika tonga maro tamin'ny Fanohanana ny fikarohana nataon'i P. Jean Claude, OSST, androany alatsinainy 5 desambra 2016. Nahafinaritra mihitsy koa ny nahita ireo ondriny avy any Teramo nanao rodobe nanome voninahitra izany.

Nahaliana toy ny mahazatra ny lohahevitra (mitombo fahalalana eny hatrany koa ny mpanotrona e smiley ) : "Monseigneur Joseph di Donna et sa réponse à Dieu. Etude sur la dimension ascétique de sa vie spirituelle."

Tontosa soa aman-tsara ny rehetra ary dia faly isika mandray tànana azy, miara-paly amin'ny eglizy katolika romana an'i Madagasikara amin'izao nanampiany laharana ny Docteur en Théologie malagasy izao. Mandrosoa hasina hatrany !