Voady farany nataon'i Frera Faly, ocd.

 

Misaotra antsika rehetra tonga nanotrona an'i Fr Faly, ocd, tamin'ny fanolorantena mandrakizay nataony androany 14 desambra 2012 teny amin'ny Istituto Teresanium, Monteverde. Misaotra ihany koa ireo naniry ny ho avy saingy tsy afaka ka nitondra azy am-bavaka.
Dia mirary faharetana hatramin'ny farany ho azy ao an-tanimbolin'ny Tompo ao.

 

Ny sary sy horonantsary rehetra dia efa ato : Voady Faly, ocd.